HABAKA

Ny « habaka e-mangazina.mg » dia fampahalalam-baovao an-tambajotra ara-kajimirindra. Natao hitaterana sy hampitana amin’ny vahoaka ireo zava-miseho eo amin’ny fiaraha-monina.

Advertisement

3 Mey 2025

Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny Asa fanaovan-Gazety.

Ny Fikambanan’ny Mpanao Gazety zokiolona eto Madagasikara dia hampiranty sary eo

amin’ny Banja malalaky ny « Trano sary » misy ny foiben’ny « OJM » Ambohidahy, rahapitso sabotsy 3 Mey 2025

manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 2 ora tolakandro.

Ny Birao sy ny Filoha AJDM

Rabekijana Felix

Leave a Reply

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *