Nifanitsa-kitro ireo mpankafy Ambondrona tamin’ny fampisehonana an-tsehatra nataon’izy ireo ny Alahady 9 octobre lasa teo.
Raha nandalo tao amin’ny Biraom-pokontany Ambohimiandra ny mpanao gazetinay dia nanatrika ny fanaovana vaksiny maimaim-poana ireo alika sy saka izay biby miara-monina amintsika olombelona.
Izao hetsika izao dia manerana an’Antananarivo renivohitra sy ny manodidina.
Maro ny mponina no nankasitraka izao hetsika izao
Lalao François Rabenandrasana
Journaliste.