Fankalazana ny tsingetin-taona faha 10 nisian’ny BAP. Brigade Anti-Piratage tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina androany 9 Aogositra 2022.
Lanonana nanasan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izay natrehan-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO Minisitry MCC.
Nisy ny lahateny nifandimbiasana sy fanaovan-tsoniam-piarahamiasa ary varavarana misokatra.