Misaona i Angletera, Niamboho teo amin’ny faha 96 taona ny Mpanjakavavy Elisabeth II . Ny Printsy Charles no Mpanjaka handimby azy eo amin’ny seza fiandrianana . Marihina fa 70 taona teo amin’ny seza fiandrianana ny Mpanjaka vavy Elisabeth II izao niamboho izao ary isan’ny Mpanjaka nitondra ela izy.
Amontana