HABAKA

Ny « habaka e-mangazina.mg » dia fampahalalam-baovao an-tambajotra ara-kajimirindra. Natao hitaterana sy hampitana amin’ny vahoaka ireo zava-miseho eo amin’ny fiaraha-monina.

Advertisement

Mpivarotra lasary voasary sy lasary manga ary bonbon coco…

fizahantany-mpivarotra-lasary-voasary-lasary-manga-habakaemangazina

Mahatsiaro mivezivezy tahaka ny firaka atakalo fotsiny ireo mpivarotra lasary voasary sy lasary manga ary bonbon coco eto amin’ny fiantsonan’ny fiara mpitatitra olona eto Mahajanga noho ny mbola fahavitsian’ny mpandeha. I Ramatoa L’anto ohatra dia mahalafo 120 fonosana amin’ny bonbon coco isan’andro rehefa fotoanan’ny fialantsasatra, ankehitriny kosa dia zara raha mahalafo 30 fonosana.

Enjana izy ity…