Fihariana ho an’ny tantsaha eny amin’ny Fokontany Manankasina kaominina Ambalavao Atsimondrano ny fiompiana sy fivarotana akoho Gasy ara-pahasalamana.
Tongava mitsidika fa sady mihinana akoho voaendy no afaka manjifa akoho Gasy anaovana roan’akoho amin’izao andro mangatsiaka izao.