HABAKA

Ny « habaka e-mangazina.mg » dia fampahalalam-baovao an-tambajotra ara-kajimirindra. Natao hitaterana sy hampitana amin’ny vahoaka ireo zava-miseho eo amin’ny fiaraha-monina.

Advertisement

Tsenaben’ny ireo mpiantsehatra amin’ny fampiroboroboana ny FIZAHAN-TANY

fizahantany-tsena-stands-habakaemangazina

Nifarana androany Sabotsy 2 aprily 2022 ny Tsenaben’ny ireo mpiantsehatra amin’ny fampiroboroboana ny FIZAHAN-TANY notanterahana tetsy amin’ny banja malalaky ny Gara Soarano. Nahasarika mpitsidika maro izany ary tsapa fa tsy ampy ny 3 andro.

Mendrim-piderana ny ezaka nataon’ireo mpampiranty.