Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny Asa fanaovan-Gazety.
Ny Fikambanan’ny Mpanao Gazety zokiolona eto Madagasikara dia hampiranty sary eo
amin’ny Banja malalaky ny « Trano sary » misy ny foiben’ny « OJM » Ambohidahy, rahapitso sabotsy 3 Mey 2025
manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 2 ora tolakandro.
Ny Birao sy ny Filoha AJDM
Rabekijana Felix


Leave a Reply