Miarahaba ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina
Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo noho izao nahavoatendry azy izao indray eo amin’ny andraikitra goavana izay efa notanany. Maro ireo bainga voavadika nefa tsy vitsy ihany koa ireo izay mila fanarenana maika.
Lalao François Rabenandrasana
Sary nindramina.