Nifarana androany Sabotsy 2 aprily 2022 ny Tsenaben’ny ireo mpiantsehatra amin’ny fampiroboroboana ny FIZAHAN-TANY notanterahana tetsy amin’ny banja malalaky ny Gara Soarano. Nahasarika mpitsidika maro izany ary tsapa fa tsy ampy ny 3 andro.
Mendrim-piderana ny ezaka nataon’ireo mpampiranty.



