Vonona hatrany Ramatoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina ho fidiana ho Filohan’ity Fikambanana :Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana Malagasy amin’ny alalan’ny Kabary ity. Marihina moa fa efa eo am-baravaran’ny Jobily faha 60 taona niforonany ny FIMPIMA.
Ho tanterahina n’y sabotsy 23 Jolay 2022 izao ny fifidianana ary hiantsoany ny Mpikambana rehetra maneran-tany hanatanteraka ny adidiny.
ROSO HATRANY NY DIA no tanjona hiroson-dRamatoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina.
Leave a Reply