Ny « habaka e-mangazina.mg » dia fampahalalam-baovao an-tambajotra ara-kajimirindra. Natao hitaterana sy hampitana amin’ny vahoaka ireo zava-miseho eo amin’ny fiaraha-monina.
Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao dia tsara no misarika ny saintsika Ray aman-dreny mampiana-janaka fa misy fanontaniana hafa adino tokony hanontaniana…