Ny « habaka e-mangazina.mg » dia fampahalalam-baovao an-tambajotra ara-kajimirindra. Natao hitaterana sy hampitana amin’ny vahoaka ireo zava-miseho eo amin’ny fiaraha-monina.
Vonona hatrany Ramatoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina ho fidiana ho Filohan’ity Fikambanana :Miaro sy manondrotra ny fomba amam-pitenenana Malagasy amin’ny alalan’ny Kabary…
Mampitaraina ireo mpitatitra mampitohy an’i Mahajanga -Antananarivo n’y faharatsian’ny lalana manomboka eo Ambovondramanesy ka hatrany Mahatsinjo. 15 ora be izao…
Miarahaba ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo noho izao nahavoatendry azy izao indray eo amin’ny andraikitra…