Ny « habaka e-mangazina.mg » dia fampahalalam-baovao an-tambajotra ara-kajimirindra. Natao hitaterana sy hampitana amin’ny vahoaka ireo zava-miseho eo amin’ny fiaraha-monina.
Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny Asa fanaovan-Gazety. Ny Fikambanan’ny Mpanao Gazety zokiolona eto Madagasikara dia hampiranty sary…
HAFATRA Avy amin’ny Fikambanan’ny Mpanao Gazety Zokiolona eto Madagasikara AJDM (Association des Journalistes Doyens de Madagascar) Noho ny fanamarihana ny…